terrain a vendre

offre n° 1185404 déposée par niaina le 22 juin 2019 | particulier | Madagascar
 
      
terrain a vendre
 
prix 19000 €
ville Toamasina | Madagascar
catégorie Vente immobilier > Terrain
 
surface600 m²
 
descriptif
terrain a vendre toamasina,antsarakofafa tout près de temoin de jehovah,devant rue accè voiture
600m2 avec un maison en cour de construction
prix 350million fmg ou70million d'ariary a debatre
papier en regle
tany amidy toamasina,lalana mitsofoka am bar dodone a mangarivotra
akekin'ny egilizy temoin de jehovah
tany mirefy 600metre carré,tarasy jorolava,efa misy trano vato tsy vita ao aminy,tany mazava tsara
amorondalana ary azo anaovana activité le place
omena miaraka aminy parpin sy fer fa mbola misy ambiny ao,tany mirefy ngeza be ary mbola malalaka tsara na dia efa misy trano natsangana
averiko indray ny lalana mankany aminy
lalana misofoka am bar dodone mangarivotra mahazo aminy dispensaire ny port taloha,mahintsy mahazo pont tsarakofafa,mahitsy mahozo am eglise temoin de jehovah tsarakofafa,mahitsy aloha de tonga ao aminy,akaiky epp tsarakofafa fa le tany amorondalana fa tsy mankany am epp
tany mirefy 600metre carré
 

Dernières annonces à Toamasina


Annonces similaires à Terrain a vendre


N'hesitez pas à visiter nos autres liens pour poursuivre votre consultation sur des offres identiques aux petites annonces terrain a vendre publiées tous les jours.